1 / 83

Vol. 1

J ESOSY. HAFATR’I. ho an’ny. Andro farany. Vol. 1. “ Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao.” (Mat. 28:20). FANJAKAN’IZAO TONTOLO IZAO HIORINA TSY HO ELA.

melita
Télécharger la présentation

Vol. 1

An Image/Link below is provided (as is) to download presentation Download Policy: Content on the Website is provided to you AS IS for your information and personal use and may not be sold / licensed / shared on other websites without getting consent from its author. Content is provided to you AS IS for your information and personal use only. Download presentation by click this link. While downloading, if for some reason you are not able to download a presentation, the publisher may have deleted the file from their server. During download, if you can't get a presentation, the file might be deleted by the publisher.

E N D

Presentation Transcript


  1. JESOSY HAFATR’I ho an’ny Androfarany Vol. 1 “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao.” (Mat. 28:20)

  2. FANJAKAN’IZAO TONTOLO IZAOHIORINA TSY HO ELA

  3. “Tsy hitambatra izy”

  4. Matio 24:3 “Ary nipetraka teo an-tendrombohitra Oliva Izy, dia nanatona Azy mangingina ny mpianany ka nanao hoe: Lazao aminay izay andro hahatongavan’izany...

  5. Matio 24:3 ...ary izay ho famantarana ny fihavianao sy ny fahataperan’izao tontolo izao”

  6. Matio 24:15 “Koa raha hitanareo mitsangana ao aminizay fitoerana masina ny fahavetavetan’ny fandravana, izay nampilazaina an’i Daniela mpaminany (aoka hisaina izay mamaky izany),…”

  7. DANIELA TOKO FAHA-2

  8. Daniela 2:12 “Dia vinitra sady tezitra indrindra ny mpanjaka noho izany, ka nasainy naringana ny olon-kendrin’i Babylona rehetra.”

  9. Daniela 2:26 “Moa mahay manambara amiko ny nofy izay hitako mbamin’ny heviny va ianao?”

  10. Daniela 2:28 “Kanefa misy Andriamanitra any an-danitra, Izay mampiseho ny zava-miafina, …

  11. Daniela 2:28 …ka mampahafantatra an’i Nebokadnezara mpanjaka izay ho tonga any am-parany.”

  12. Daniela 2:31 “Hianao ry mpanjaka ô, nahita fa indro nisy sariolona lehibe anankiray! ...

  13. Daniela 2:31 ...Izany sary izany dia lehibe sady namirapiratra tsara, nijoro teo anatrehanao izy, ary ny tarehiny dia nahatahotra.”

  14. Daniela 2:32, 33 “Ny lohan’izany sary izany dia volamena tsara, ny tratrany sy ny sandriny dia volafotsy, …

  15. Daniela 2:32, 33 … ny kibony sy ny feny dia varahina, ny ranjony dia vy, ary ny tongony dia vy sy tanimanga.”

  16. LOHA VOLAMENA TRATRA VOLAFOTSY KIBO & FE VARAHINA RANJO VY VY & TANIMANGA TONGOTRA

  17. Daniela 2:34 “Nijery ianao ambara-pahanisy vato voaendaka, nefa tsy nendahan-tanana, ary namely ilay sary teo amin’ny tongony vy sy tanimanga iny ka nahatorotoro azy.”

  18. Daniela 2:37 “Ianao ry mpanjaka o, izay mpanjakan’ny mpanjaka sady nomen’Andriamanitry ny lanitra fanjakana sy hery sy fahaleovana ary voninahitra, …

  19. Daniela 2:37 ... Dia ianao izany loha volamena izany.”

  20. Daniela 2:39 “Ary manarakaraka anao dia hisy fanjakana hafa hitsangana ambany noho ny anao…

  21. Daniela 2:39 “… ary hisy fanjakana fahatelo koa izay varahina sady hanam-pahefana amin’ny tany rehetra.”

  22. Historical Library, Boky 17, Toko faha-12 “Resy lahatra aho hoe tsy misy firenena na tanàna na olona izay tsy nandre ny anarany... Araka ny hevitro dia misy tànana avy any ambony izay mifehy ny nahaterahany sy ny asa ataony.”

  23. Daniela 2:40 “Ary ny fanjakana fahefatra dia ho mafy toy ny vy; fa toy ny vy manorotoro sy mahamongomongo ny zavatra rehetra; …

  24. Daniela 2:40 ... ary toy ny famakivakin’ny vy ireo rehetra ireo, dia toy izany no amakivakiany sy anorotoroany azy.”

  25. The History of the Decline and Fall of the Roman Empire, Vol. 3, p. 634. “Ireo sary volamena na volafotsy na varahana izay nentina naneho ireo fanjakana isan-karazany sy ny mpanjakany dia samy potik’ilay fanjakana tao Roma tsikelikely avokoa.”

  26. Lioka 2:1 “Ary tamin’izany andro izany dia nisy didy navoak’i Aogosto Kaisara hampanoratra ny anaran’ny vahoaka rehetra amin’ny fanjakany.”

  27. Daniela 2:41 “Ary satria hitanao ny tongotra sy ny rantsan-tongotra, fa ny tapany tanimangan’ny mpanefy tanimanga, ary ny tapany vy dia ho fanjakana mizarazara izy; nefa hisy herim-by ao aminy, satria nahita vy miharo tanimanga mbola fotaka ianao.”

  28. Daniela 2:43 “Ary toy ny nahitanao ny vy miharo tanimanga mbola fotaka, dia toy izany no hiharoany amin’ny taranak’olombelona; nefa tsy hitambatra izy, dia toy ny tsi-fetezan’ny vy miharo amin’ny tanimanga.”

  29. Charlemagne

  30. Charles V

  31. Louis XIV

  32. Napoleon

  33. Watchman, Aogositra 1941 " Te hanangana rafitra Erôpeana aho, izany hoe lalàna Eropeana sy fitsarana avo: tsy hisy afatsy karazan’olona iray ihany manerana an’i Eropa... ary tsy ho ela akory i Eropa dia ho tonga firenena tokana.”

More Related