1 / 106

Vol. 1

J ESOSY. HAFATR’I. ho an’ny. Andro farany. Vol. 1. “ Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao.” (Mat. 28:20).

mercer
Télécharger la présentation

Vol. 1

An Image/Link below is provided (as is) to download presentation Download Policy: Content on the Website is provided to you AS IS for your information and personal use and may not be sold / licensed / shared on other websites without getting consent from its author. Content is provided to you AS IS for your information and personal use only. Download presentation by click this link. While downloading, if for some reason you are not able to download a presentation, the publisher may have deleted the file from their server. During download, if you can't get a presentation, the file might be deleted by the publisher.

E N D

Presentation Transcript


  1. JESOSY HAFATR’I ho an’ny Androfarany Vol. 1 “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao.” (Mat. 28:20)

  2. FIPARITAHAN’NY FINOANA NY HERY TSY TAKA-MASO, NY FILALAOVANA ODY, ARY NY FIFAMATORANA AMIN’I SATANA

  3. Afaka miresaka amin’ny maty ve isika? Mahafantatra ny zavatra mitranga eto amin’izao tontolo izao ve izy ireny?

  4. Webster Dictionary “Ny FIANTSOANA FANAHY dia ny fiheverana fa ireo tranga ahitana fanelanelanana dia vokatry ny fanahin’ireo maty.”

  5. Spiritualist Manual “Ny Fiantsoana fanahy dia siansa, filôzofia, ary fivavahana ao anatin’ny fiainana mitohy.”

  6. Romana 6:23 “Fa fahafatesana no tambin’ny ota…”

  7. Mpitoriteny 9:5 “Fa fantatry ny velona fa ho faty izy; fa ny maty kosa tsy mba mahalala na inona na inona.”

  8. Genesisy 3:1 “Ary ny menarana dia fetsy noho ny bibidia rehetra izay nataon’i Jehovah Andriamanitra. Ary hoy izy tamin-dravehivavy, …

  9. Genesisy 3:1 …‘Hanky! Efa nataon’Andriamanitra hoe: Aza ihinanareo ny hazo rehetra amin’ny saha?’”

  10. Genesisy 3:2, 3 “Fa hoy ravehivavy tamin’ny menarana: Ny voan’ny hazo eo amin’ny saha dia azonay ihinanana ihany; fa ny voan’ny hazo eo afovoan’ny saha kosa no efa nataon’Andriamanitra hoe: …

  11. Genesisy 3:2, 3 ... Aza hihinananareo na tendrenareo izany, fandrao maty ianareo.”

  12. Genesisy 3:4, 5 “… Tsy ho faty tsy akory ianareo; fa fantatr’Andriamanitra fa amin’izay andro hihinananareo azy dia hahiratra ny masonareo, ka ho tahaka an’Andriamanitra ianareo, hahalala ny tsara sy ny ratsy.”

  13. E. W. Sprage “Ny fiantsoana fanahy dia milaza fa mahafantatra zavatra betsaka noho ny olona velona ny olona maty, ary efa niteny tamin’ny vehivavy ny menarana hoe tsy ho faty tsy akory ianareo, Gen. 3:4…

  14. E. W. Sprage … Hitantsika ao anatin’izany fa milaza ny marina ny devoly saingy diso kosa ny Tompo.”

  15. Norman Vincent Peale “Ireo andaniny roa amin’ny fahafatesana dia velona ao anatin’ny fifandraisana tsy mety tapaka... Ny zava-drehetra dia manaporofo ny fitohizan’ny fahaveloman’ireo hava-malalantsika...

  16. Norman Vincent Peale … Ho tafaray amin’izy ireo isika, kanefa mandrapahatongan’izany fotoana izany dia manohy ny firahalahiana any amin’ireo izay mitoetra ao anatin’ny tontolon’ny fanahy isika.”

  17. Genesisy 2:7 “Ary vovo-tany no namoronan’i Jehovah Andriamanitra ny olona...”

  18. Genesisy 2:7 “Ary nofofoniny fofonaina mahavelona ny vavorony; dia tonga olombelona Izy.”

  19. Mpitoriteny 12:7 “Koa ny vovoka dia hiverina amin’ny tany ho toy ny teo, fa ny fanahy kosa hiverina amin’Andriamanitra izay nanome iny.”

  20. olombelona - fofon’aina = fanahy maty vatana + fofon’aina = fanahy velona

  21. Joba 27:3 “Fa mbola ato anatiko ihany ny aiko, ary am-bavoroko ny fanahin’ Andriamanitra.”

  22. Salamo 104:29 “Alainao indray ny ainy, dia maty izy ka mody any amin’ny vovoka nanalana azy.”

  23. Jakoba 2:26 “Fa maty ny tena raha tsy misy fanahy, ary maty toy izany koa ny finoana raha tsy misy asa.”

  24. Ezekiela 18:4 “Indro Ahy ny fanahy rehetra: toy ny fanahin’ny ray, dia toy izany koa ny fanahin’ny zanany; samy Ahy ireny; ny fanahy izay manota no ho faty.”

  25. Mpitoriteny 9:5 “Fa fantatry ny velona fa ho faty izy; fa ny maty kosa tsy mahalala na inona na inona, ary tsy manana valim-pitia intsony izy; fa hadino ny fahatsiarovana azy.”

  26. Salamo 115:17 “Ny maty tsy mba hidera an’i Jehovah. Na izay midina any amin’ny mangingina.”

  27. Asa 2:29, 34 “Ry rahalahy, aoka aho mba hilaza aminareo marimarina ny amin’i Davida patriarka, fa efa maty izy ka nalevina koa, ary ny fasany eto amintsika mandrak’androany …

  28. Asa 2:29, 34 … Fa tsy Davida no niakatra tany an-danitra”

  29. II Timoty 4:7, 8 “Efa niady ny ady tsara aho; nahatanteraka ny fihazakazahana aho; nitahiry ny finoana aho; hatrizao dia tehirizina ho ahy ny satro-boninahitry ny fahamarinana,

  30. II Timoty 4:7, 8 … izay homen’ny Tompo, Mpitsara marina, ho ahy amin’izay andro izay; ary tsy ho ahy ihany, fa ho an’izay rehetra tia ny fisehoany koa.”

  31. I Korintiana 15:51, 52 “Indro, zava-miafina no ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra, fa vetivety, toy ny indray mipi-maso, rehefa maneno ny tompetra farany, dia hovana isika rehetra …

  32. I Korintiana 15:51, 52 …fa hotsofina ny trompetra, ary ny maty hatsangana tsy ho lo intsony, ary isika hovana. Fa ity mety lò ity tsy maintsy hitafy ny tsi-fahalòvana, ary ity mety maty ity tsy maintsy hitafy ny tsi-fahafatesana.”

  33. I Korintiana 15:51, 52 “Fa ity mety lò ity dia tsy maintsy hitafy ny tsi-fahalòvana, ary ity mety maty ity tsy maintsy hitafy ny tsi-fahafatesana. Fa rehefa mitafy ny tsi-fahalòvana ity mety maty ity,…

  34. I Korintiana 15:51, 52 … ary mitafy ny tsi-fahafatesana ity mety maty ity, dia ho tanteraka ny teny voasoratra hoe: Ny fahafatesana noresena ka levona.”

  35. I Petera 5:4 “Ary rehefa miseho ny Lohan’ny mpiandry, dia hahazo ny satroboninahitra izay tsy mety simba ianareo.”

  36. Jaona 5:28, 29 “Aza gaga amin’izany; fa avy ny andro izay handrenesan’ny olona rehetra any am-pasana ny feony; dia hivoaka izy: izay nanao tsara, …

  37. Jaona 5:28, 29 … dia ho any amin’ny fitsanganana ho fiainana, fa izay nanao ratsy kosa dia ho any amin’ny fitsanganana ho fahamelohana.”

  38. Daniela 12:2 “Ary maro amin’izay matory ao amin’ny vovoky ny tany ho hifoha: ny sasany ho amin’ny fiainana mandrakizay, ary ny sasany ho amin’ny henatra sy ny latsa mandrakizay.”

  39. I Korintiana 15:16-18 “Fa raha tsy hatsangana ny maty, na dia Kristy koa aza dia tsy natsangana; ary raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny finoanareo; ary mbola ao anatin’ny fahotanareo ihany ianareo!…

  40. I Korintiana 15:16-18 …dia very koa izay efa nodimandry ao amin’i Kristy.”

  41. Isaorana Andriamanitra noho ny nandresen’i Jesosy ny fahafatesana. Tsy nahatazona Azy ny fasana!

More Related