1 / 26

FAMOHAZANA NY « KUNDALINI » (Eveil de la Kundalini)

FAMOHAZANA NY « KUNDALINI » (Eveil de la Kundalini). AMIN’NY ALALAN’NY TEKNIKA SAHAJA YOGA. INONA NO ATAO HOE KUNDALINI ?. KUNDALINI.

olwen
Télécharger la présentation

FAMOHAZANA NY « KUNDALINI » (Eveil de la Kundalini)

An Image/Link below is provided (as is) to download presentation Download Policy: Content on the Website is provided to you AS IS for your information and personal use and may not be sold / licensed / shared on other websites without getting consent from its author. Content is provided to you AS IS for your information and personal use only. Download presentation by click this link. While downloading, if for some reason you are not able to download a presentation, the publisher may have deleted the file from their server. During download, if you can't get a presentation, the file might be deleted by the publisher.

E N D

Presentation Transcript


  1. FAMOHAZANA NY « KUNDALINI »(Eveil de la Kundalini) AMIN’NY ALALAN’NY TEKNIKA SAHAJA YOGA

  2. INONA NO ATAO HOE KUNDALINI ?

  3. KUNDALINI • « …Ny KUNDALINI dia ilay Renin-tsika ara-panahy. Isika dia zananytokana. Niandry an-tsikatamim-paharetanaizymbahitondraantsikaanyamin’nyfanjakan’nylanitraary handrakotraantsika ilay tenaHafaliana ». SHRI MATAJI NIRMALA DEVI

  4. NY BIBILAVA NO MARIKA HAMANTARANA NY KUNDALINI (miodina @ tenany in-3 ½ no heviny @ sanskrit)

  5. Ao amin’ny OS SACRUM no toeranamisyazy

  6. Ny OS SACRUM dia eo amin’nyfototry ny hazondamosina no misyazy. OS SACRUM : toeran’nyKUNDALINIizaymatorymandra-pahatongan’ilayfotoanahamoahazanaazy.

  7. Tsymifohany KUNDALINI rahatsyamin’nyalalan’nyolona TANTERAKA arynyMooladhara chakra no miaroazy. SWADISTHAN KUNDALINI Os sacrum MOOLADHARA chakra

  8. Azoataotsaraanefa, nymamoha ny KUNDALINI amin’nyalalan’nyteknikaizaynentin’i SHRI MATAJI NIRMALA DEVI.

  9. Ny KUNDALINI no ahafahantsikamifandrayamin’ilayAndriamanitraan-tampon’nyloha(Adi-Atman).

  10. ALOHAN’NY FAHATANTERAHANA Ny fiainana an-davan’andro, ny lasa ary ny hoavy no mibahana ao an-doha Izao Lasa (passé) Hoavy (avenir)

  11. REHEFA TANTERAKA IZAO(Présent)

  12. Miaina ny IZAO (présent)= miaina tsisy eritretritra IZAO Lasa Hoavy Izao na anio

  13. FAMPIHARANA NY TEKNIKA FAMOHAZANA NY KUNDALINI

  14. 1- Makàtoeranamanginatsara, madio ary milamina. • 2- Alaivo ny sarin’iShriMatajiNirmalaDevi ary apetraho eo ambonylatabatra. • 3- Mandrehetalabozia eo anoloan’ilaysarin’iShriMataji. • 4- Makàtoeranatsara (ambonyseza na amin’nytany) izaymampahazoainaanao ary esory ny kiraro. • 5- Mifoharivotramoramoraamin’nyorona ary alefaso ao an-kibo. Tano segondravitsivitsy ary avoahymoramoraamin’nyoronaihany. Avereno in-3. • 6- Araho ny lesonamisysarymanaraka…

  15. Ny tànana havia, ambonylohalika, mitodikaanyamin’nysarin’iShriMataji ary ny tànana havanana kosa eo amin’nyfo. In-3: ShriMataji (Neny),FanahyveAho ? « ShriMataji, suis-je l’Esprit ? »

  16. Ny tànana havia, ambonylohalika, mitodikaanyamin’nysarin’iShriMataji ary ny tànana havanana kosa eo ambonin’ny kibo In-3: ShriMataji (Neny),tompon’nytenakove Aho ? « ShriMataji, suis-je mon propre maître ? »

  17. Ny tànana haviamitodikaanyamin’nysarin’iShriMataji ary ny tànana havanana kosa eo ambanin’ny kibo. In-6: ShriMataji (Neny),omeoahy ny fahalalanamadio. « ShriMataji, svp donnez-moi la connaissance pure. »

  18. Ny tànana haviamitodikaanyamin’nysarin’iShriMataji ary ny tànana havanana kosa eo ambonin’ny kibo In-10 : ShriMataji (Neny),tompon’nytenako Aho? « ShriMataji, Je suis mon propre maître ? »

  19. Ny tànana haviamitodikaanyamin’nysarin’iShriMataji ary ny tànana havanana kosa eo amin’nyfo. In-12: ShriMataji (Neny),FanahyAho. « ShriMataji, Je suis l’Esprit.»

  20. Ny tànana haviamitodikaanyamin’nysarin’iShriMataji ary ny tànana havanana kosa eo amin’nyhatokahavia. In-16: ShriMataji (Neny),tsymeloka na amin’inona na amin’inonaAho. « ShriMataji, Je ne suis pas coupable du tout.»

  21. Ny tànana haviamitodikaanyamin’nysarin’iShriMataji ary ny tànana havanana kosa eo amin’nyhandrina. Averinaarak’izayitiavanaazy(fa amin’nyfo): ShriMataji (Neny),Mamela ny hafasy ny tenako Aho. « ShriMataji, Je pardonne à tout le monde ainsi qu’à moi-même. »

  22. Ny tànana haviamitodikaanyamin’nysarin’iShriMataji ary ny tànana havanana kosa eo amin’nymokon-doha. In-1:AndriamanitraMahery ô,mamelà ny helokavitako, na niniananataoizany na tsia. • « Ò Dieu Tout-Puissant, pardonnez moi les • erreurs que j’ai pu commettre,consciemment ou inconsciemment. ».

  23. Ny tànana haviamitodikaanyamin’nysarin’iShriMataji ary ny tànana havanana kosa eo ambonin’ny lohamalemy. Aondinaim-pito (7) ary manarakanyfamantaranandro In-7: ShriMataji, omeoAhynyfahatanterahana. • « ShriMataji, donnez-moi la réalisation de soi, svp. »

  24. NY FAMPIAKARANA NY KUNDALINI : in-3

  25. NY FANAOVANA BANDHAN (protection vibratoire) : in-7

More Related