70 likes | 117 Vues
FAMPAHAFANTARANA NY ATAO HOE PSA/ CAADP Par Bruno Raoelina. 1. Inona no atao hoe PSA ? .
E N D
1. Inona no ataohoe PSA ? • Fandrindranaasam-pamokaranairaymisyteti-bola mazavaarymikendrynyfitomboan’nyhari-karena ho 6% isan-taonambahampihenanytahan’nyfahantrana. Mbahahatratraranaizany dia haompanana ho an’nysehatranyFamokaranany 10% na mihoatranyteti-bolam-panjakanaaoamin’ilayFirenena. • Fandrindrana (harmonisation) syfandaminanaireolaharam-pahamehanamahasahanamivantananysehatrynyFamokarana. • Fametrahanafijery sy tanjonamitovymandritryny 5 -10 taonaiombonan’ireompisehatrarehetra(tantsaha, ministera, ONG, sehatratsymiankina, mpamatsy vola) mbahampiroboroboananyFamokarana (Jono, FiompianaaryFambolena).
2. Inona no antonyhametrahana PSA ? MBA HISIAN’NY: • drafitrairaymifandraikaamin’ny CAADP na Fandaharan’asaAntsipirianyhoentinaMampiroborobonyFamokaranaiombonan’nyfirenenaatyAfrikambahanamoranyfanohanana ara-bola avyamin’nyfirenenamatanjaka. • drafitrairayeken’nympisehatrarehetrana nyMinistera, na nyvondron’nympamokatra (OP), na nyMpamatsy Vola, na ny ONG arynySehatratsymiankina ka ahitananysori-dalanaiombonanahiasan’nysehatranyFamokarana (Jono, FiompianaaryFambolena)
3. InonaireoAndry 4 ny CAADP • Andryvoalohany : « Fampitomboananyambaindaim-pamokaranamiaingaamin’nyharenavoajanaharytsara-tantana • Andryfaha-2 : « Fampitomboananyfisokafanaamin’nytsena» : zotram-piharianamikendrynyfampitomboananyvokatrasynytsena, fametrahanaireofoto-drafitr’asamifanarakaamin’izany… • Andryfaha-3 : « Fampitomboananyvokatraaryfampihenananytsyfanjarian-tsakafo (hanoanana)», sécurité alimentaire, mijerynyfanatsarananyvokatra na ara-kalitao na nyfahabetsahanyarymandrisikaireofombafambolenambahahafahanamanatratraizany. • Andryfaha-4 :« Fanatsarananysehatranyfikarohana», fivoizananyfombafikarohanamanarakanyteknolojiavaovaoarymifandraikaamin’nyzava-misyeoamin’nyfirenena
4. Tombonyamin’nyfametrahana PSA • Fankatoavaniraisam-pirenena: programatokanaeken’nyVondronaIraisam-pirenena sy ireoVovonam- paritrarehetra (COMESA, SADC, UE etc.). • Drafitrairaymisyteti-bola iray, lamina irayka manomevahananyfitsinjaran’andraikitrynyMpisehatrarehetra (tantsaha, ministera, ONG, tsymiankinaarynympamatsy vola). • Sori-dalanaiombonan’nympisehatrarehetramombanyfamokarana (Jono, FiompianaaryFambolena). • Drafitr’asafohyezakasylavitr’ezakaazotanterahinamandritryny5-10 taona. • Manamoranyfanohananahataon’nyMpamatsy vola synyfitsinjaran’andraikitraeoamin’nympisehatrasamihafa
5. Izaavy no mandrayanjara (rafitramisy) amin’nyfametrahanany PSA • Komitympitarika (Comité de pilotage) : 3 SG, 1 TTN, 1 mpitana an-tsoratra (point focal), 1 avyamin’ny SMB mpanara-maso • Komitympanadihadysympamolavolasoso-kevitra (Noyau central na NC) : 1 Mpandrindra (point focal) 2 UPDR, 2 PADR, 2 OPF (1 OPF + 1 TTN), 2 isakynyMinistera (Jono, FiompianaaryFambolena), 2 avyamin’ny PTF syny SMB • Ekipampankatonysoso-kevitryny NC sympanapa-kevitra (Equipe Pays) : 2 isakanyMinistera (Jono, FiompianaaryFambolena), 1 avyamin’nyMinistera 10, 1 avyamin’ny TTN, 5 OPF, 2 avyamin’ny ONG sySehatratsymiankina • Mpandrindra na nyPoint focal : mitantananyadyhevitraaoanatyny NC symitazona an-tsoratranyasan’ny COPILO. • KomityMpikatrokanylafin’nyTeknika (CTT): 1 -Solontenam-panjakana, 2- Fikambanan’nyTantsahasynyTranobeTantsaha, 3-ONG, 4-Sehatratsymiankinasyny 5-PTF. • KomityMpanohanasyMpandrindra (Cellule d’appui): ny UPDR